Choose products that are good for you and the planet
The world's largest open cosmetics database at your fingertips, available through the Open Food Facts universal app!
Not on your mobile? Scan this QR code from your mobile to download the app!
A scan that truly matches who you are
To decypher cosmetic products and their ingredient lists without having to be a chemist and latinist, install the free Open Food Facts app which includes cosmetic support!
You can also add new products to Open Beauty Facts and build a common good to improve cosmetics and health for everybody.
Scan the cosmetics from your everyday life to get the full picture
Open the Open Food Facts app and point the camera to your favorite cosmetics's barcode!

Take your health to the next level
Decipher various labels, learn about cosmetic ingredients inside your product. It is child's play!
The information will always be displayed according to your preferences.
Fantaro ny Cosmetics anao
Andramo ny vokatra kosmetika mba hamaritana ny lisitr'izy ireo (INCI). Fantaro ny vokatra allergen, vegan, tsy misy menaka na menaka palmie.
Manaova safidy tsara momba ny vokatra hatsarana ampiasainao isan'andro.
Mianara momba ny Open Beauty FactsFidio ny tsara indrindra ho an'ny Pets
Andramo ny sakafo ho an'ny biby fiompy mba hahafantarana ny firafiny sy ny kalitaon'ny sakafo.
Mitadiava vokatra mifanaraka amin'ny filàn'ny biby fiompinao manokana, hiantohana ny sakafo sahaza azy.
Mianara momba ny Open Pet Food FactsFantaro bebe kokoa momba ny Vokatra hafa
Scan ny zavatra andavanandro ankoatra ny sakafo sy ny kosmetika. Manomeza fampahalalana momba ny akora vokatra, ny azo ampiasaina indray ary ny safidy farany amin'ny fiainana.
Ampio hanangana tahiry ho an'ny toekarena boribory kokoa.
Mianara momba ny Open Products FactsAraho ny vidiny sy Fisondrotry ny vidim-piainana
Araho ny fivoaran'ny vidin'ny vokatra rehefa mandeha ny fotoana. Mandraisa anjara mora amin'ny angon-drakitra amin'ny vidiny amin'ny alàlan'ny fitarafana rosia na vokatra any amin'ny fivarotana.
Ampio hamantatra ny fihenam-bidy (rehefa mihena ny vokatra fa tsy miova ny vidiny) ary manangana angon-drakitra mangarahara ho an'ny rehetra.
Mianara momba ny Open Prices